Entrée | 1 oharina |
Radical | 2 ohatra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Ampitahaina: Tsy mety aho fa oharinao amin' ny ondry ny zanako Refesina: Ohary amin' ity kofehy ity ny lohanao hividianako satroka ho anao |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be measured, to be compared. 6 [1.7] to be compared |
Explications en français |
7 [1.3] qu'on mesure, que l'on compare 8 [1.8] qu'on compare |
Exemples |
9 raha oharina amin' Ikopa! [2.270#74] 10 Azo oharina amin' ny tontolo manodidina io hevitra io. [2.445#66] 11 koa ny fahoriana manjò amin'izany, tsy azo oharina ny hangidiny. [2.59#200] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |