Entrée | 1 Ohabolana vaovao |
Mots élémentaires | 2 ohabolana, vaovao |
Partie du discours | 3 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
Explications en malgache |
4 [2.299#9] navoakan-dRatsimbazafy Louis tamin' ny taona 1948. Misy 2.300 no tafavoakany, milahatra araka ny abidia; saingy vita ny M, dia tsy nitohy intsony... Be ohabolana mbola tsy navoakan' ny teo aloha ny azy: fa ain' ny fiteny tokoa ny ohabolana, ka samy mamorona vaovao lava ny taranaka mifandimby. |
Auteur |
5 Ratsimbazafy Louis |
Mis à jour le 2023/06/12 |