|
|
|
|

Entrée1  ny hendry ihany no anarina
Mots élémentaires  2  hendry, ihany, anarina
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  enti-milaza fa ny hendry ihany no mety hahazo izay fananarana atao aminy (fomba mandokadoka ny olona anarina koa io satria avy hatrany izy dia atao anisan' ny sokajin' ny hendry) [1.1]

Mis à jour le 2023/03/28