|
|
|
|

Entrée1  ihany
Partie du discours  2  adverbe
Explications en malgache  3  Tsy misy afa-tsy, irery: Izy ihany no itokiako
4  Na manao ahoana na nianao ahoana: Andeha ihany aho
5  Azonao ampijalina aho fa holaviko ihany ny fiampanganao rehetra tsy marina
6  Tsy maninona: Aoka ihany fa sahirana ianao [1.1]
Explications en anglais  7  only, just, tolerably [1.7]
Explications en français  8  seulement, même; vraiment [1.8]
Mots composés 
Tableaux et planches  14  Tous les adverbes

Anagrammes  15  hiany, ihany

Mis à jour le 2023/06/27