Entrée | 1 monja |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ihany, saingy tsy fiteny afa-tsy raha misy filazana isan-javatra na isan' olona: Mpianatra telo monja no tonga androany (fa tsy fiteny ny hoe "Ikoto monja no tonga") ~ Trondro dimy monja no azoko nandritra ny andro |
Explications en anglais |
4 [1.7] only, just |
Explications en français |
5 [1.8] seulement, tout juste |
Anagrammes | 6 |
Mis à jour le 2025/01/21 |