|
|
|
|

Entrée1  -ntsika
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3  Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana entin'ny olona maro milaza zavatra iombonany amin'ny olona iresahany: Ity ny tranontsika, anaka, ka mandrosoa. / Atao ahoana ireto zanantsika, Rasoa? [1.1]
Explications en anglais  4  Ours; by us, inclusive of those spoken to. Compare -nay@mg.pn /.>.
5  When added to passive and relative verbs ending in -na, the a of the verb is rejected and the two n's coalesce.
6  Raintsika [ray, a father]. Our father.
7  Lazaintsika [lazaina]. Told by us.
8  When added to trisyllabic words ending in -ka or -tra, the full suffix -ka or -tra is rejected and also the n of the pronoun. Satrotsika [satroka, a hat]. Our hat. Tongotsika [tongotra, a foot]. Our feet. [1.2]
9  Ours; by us (inclusive) [1.7]
Explications en français  10  Notre, nos, de nous, par nous. Ny lovantsika: notre héritage. Matintsika: tué par nous. Ambanintsika: au-dessous de nous. [1.3]
11  De nous, par nous (inclusif). Notre, nos. [1.5]
12  À nous, notre, par nous (inclusif). [1.8]
Analogues  13  tsika, isika, antsika
Tableaux et planches  14  Tous les pronoms

Anagrammes  15  kantsy, natsik, -ntsika

Mis à jour le 2020/07/31