|
|
|
|

Entrée1  nosy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Tany voahodidin' ny rano, anivon' ny riaka: i Madagasikara no nosy fahatelo amin' ny habeny eran' izao tontolo izao
Explications en anglais  4  [1.2] an island. [jav. And other Malayan dialects nusa.]
5  [1.7] an island
Explications en français  6  [1.3#455, 1.8] île
Exemples  7  sy Madagasikara, ilay nosy tsy foy! [2.944#]
8  nosy ihany no mbola nahitanao ahy indray. [2.5#139]
9  Izy irery no hany tompon' ny nosy manontolo. [2.508#554]
Vocabulaire  10  Géographie: (en général)
Toponymes 
Proverbes  24  Proverbes contenant le mot nosy
Illustrations 
25  26  27 
28  29  30 

Anagrammes  31 

Mis à jour le 2025/01/21