Entrée | 1 nofy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fahitana mandritra ny torimaso: Nahita an' i Dada tamin' ny nofy aho Asa toa atao eo am-patoriana: Nofiko niady tamin' ny biby goaibe aho Fady: Nofy ahy ny hivadi-belirano ~ Hahavanona handatsa-dra olona ve ny raiko? Nofy izany Zavatra tsy ho tanteraka: Nofy izany fa aza miantehitra amin' izany. |
Explications en anglais |
4 [1.2] a dream 5 [1.7] a dream; something impossible |
Explications en français |
6 [1.3, 1.8] rêve 7 [1.3] songe, cauchemar: Nofiko niresaka taminao aho alina (J'ai rêvé cette nuit que je vous parlais) ~ Nofy izany (C'est un songe, une chose impossible) ~ Nofy ahy izay handainga (Je ne me permettrais jamais de mentir) 8 [1.8] chose impossible |
Exemples |
9 Mitovy indrindra izany ny kintana sy ny nofintsika, hoy ny fanohin-dRazaimalala ny teniny [2.324] 10 Toa nofy no nahatany fa tafatsangana ny vadiny [2.470] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Titres |
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot nofy |
Article |
23 Randzavola: nofy ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 24 fino, foin, fony, ... fo ny ..., nofy |
Mis à jour le 2025/02/02 |