|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manofy
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mahita amin' ny torimaso: Nanofy an-dRakoto rainy, hono, izy
Mahatsiaro toa manao asa eo am-patoriana: Nanofy nitaingina fiaramanidina nankeny amin' ny volana aho
Explications en français  4  [1.3#455] rêver: Manofy olona (Voir quelqu'un en songe) ~ Manofy mihira (Chanter en songe)
Exemples  5  [2.293#15] Alao ary, ka vonoy, fa hitan-tsikidy, ary ny atodiny andrahoy manokana, ary mandrahoa vary sosoa, ary rehefa masaka dia arosoy, ka ny atodiakohodia hianao lehilahy manapoka eo amy ny toko, ary ny vadinao manofy, ka dia apetraho eo am-bilianay
Radical  6  nofy
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Synonymes  11  manonofy

Entrée (2/2)12  mañofy
Partie du discours  13  verbe actif
Explications en malgache  14  [1.78] [Tambahoaka] mivaofy, mamaofy
15  [1.78] [Taisaka] mivaofy, mamaofy, manaisotra ny hofy
16  [1.78] [Sihanaka] mivaofy
17  [1.78] [Tanosy] manendaka hoditra
Radical  18  hofy

Anagrammes  19  afonim, famony, finoma, foinam, ifonam, mañofy, manofy, mifona, mifonà, nafoim, namofy

Mis à jour le 2025/04/13