Entrée | 1 neny |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Teny fiantsoana ny reny niteraka, na miteny azy: Nankany an-tsena i neny, na miteny aminy: Andeha hankaiza ianao, ry neny? Teny enti-manaja ny vehivavy efa lehibebe tokotokony ho renin' ny tena. Teny nakambana: nenibe, nenifara, nenitoa |
Explications en anglais |
4 [1.2] mother, mamma; a nurse. It is more frequently heard as ineny [in various malay dialects it appears as inana, neina, ina, nina, nene.] 5 [1.7] mother, mama |
Explications en français |
6 [1.8] mère, maman |
Vocabulaire |
7 Rapports: famille |
Mots composés |
|
Titres | 11 Dada sy Neny (Rinarasoa Estine) |
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |