|
|
|
|

Entrée1  Ineny
Radical  2  i, neny
Partie du discours  3  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  4  [1.1] Teny iantsoana ny reny na ny vehivavy lehibe mendri-panajana izay tokony ho renin' ny tena
Explications en anglais  5  [1.2] mother. A familiar word used by children in speaking of their nurses, or mother, or by any one in addressing an elderly woman.
6  [1.7] mother
Explications en français  7  [1.3#280, 1.8] mère
8  [1.3#280] maman
terme honorifique dont on se sert à l'égard des nourrices, des femmes âgées ou respectables
Exemples  9  Avy taiza hianareo mianaka, hoy ineny. [2.332]
10  Ny fahalalahany no nampitomany azy, ry ineny. [2.529]
11  Avia ange, manatona eto ineny malala, hoy Raozy. [2.499]
Vocabulaire  12  Etiquette
13  Rapports: famille
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot Ineny

Mis à jour le 2024/12/10