|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ndry
Partie du discours  2  interjection [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza figagana na fijaliana amam-pahoriana, arakaraka ny angolam-peo ilazana azy: Ndre! mahafinaritra izany ety an-tampon-kavoana! / Ndre! manaintaina ny ratrako izany
Explications en anglais  4  [1.7] showing surprise or pain; what ? oh !
Explications en français  5  [1.8] indique la surprise ou la douleur
Exemples  6  ndry, fangaha misy marary ato aminareo? [2.472]
Autres orthographes  7  ndre

Entrée (2/2)8  ndry
Partie du discours  9  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  10  [1.1] Mpisolo anarana misolo olona ifampiantsoan' ny samy vehivavy ny namany, mitovy hevitra amin' ny "ianao", saingy milaza fifankazarana lehibe: Ho aiza indry rahariva?
Autres orthographes  11  indry
Synonymes  12  ndriako
Tableaux et planches  13  Tous les pronoms

Mis à jour le 2024/12/12