|
|
|
|

Entrée (1/2)1  nahandro
Radical  2  handro
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Teny ilazana ny hanina rehetra natao teo ambony afo -- na nandrahoina -- mba ho masaka: Dia naroson' ny tompon-trano ny nahandro
Fanatitra omena olona, izay natao handrahoina: Indreto izahay mitondra nahandro kely ho anareo, tompoko, ondry iray, akoho dimy, ary mangahazo iray harona
Explications en anglais  5  [1.2] a meal. See handro, sakafo.
6  [1.7] cooked food; cooking
Explications en français  7  [1.8] mets cuisinés; repas; acte de cuisiner
Exemples  8  Manatitra ny nahandro, tompoko! [2.69]
9  Dia manaova nahandro, ataovy faingana. [2.298]
Vocabulaire  10  Economie: alimentation
Analogues  11  hanina, sakafo
Mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot nahandro

Entrée (2/2)16  nahandro
Radical  17  handro
Partie du discours  18  passé du verbe actif mahandro

Anagrammes  19 

Mis à jour le 2025/01/21