|
|
|
|

Entrée1  na zovy na zovy
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] na iza na iza
Explications en anglais  4  [1.7] whoever
Explications en français  5  [1.3] quiconque, qui que ce soit, n'importe qui
6  [1.8] quiconque
Exemples  7  [2.366#205] Fa na zovy na zovy manota izany lalàna izany dia handevoziny
8  [2.654] dia ataoko mahadiso sy mahameloka izay manao izany, na zovy na zovy
Mots élémentaires  9  na, zovy
Synonymes  10  na iza na iza

Anagrammes  11  na zovy na zovy, nivozavozany

Mis à jour le 2025/01/21