|
|
|
|

Entrée (1/5)1  na
Partie du discours  2  conjonction [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Teny mpampitohy
Enti-milaza zavatra roa azo ifidianana: Fidio izay tianao na ny vola na ny voninahitra
Enti-milaza olona, zavatra, toe-javatra daholobe tsy ankanavaka: Tonga tao daholo na lehilahy na vehivavy na antitra na tanora na kely na lehibe
Explications en anglais  4  [1.2] or, nor, though, whether, neither, if. It is also used to form several indefinite pronouns and adverbs. Compare sa
5  [1.7] or; either; neither
Explications en français  6  [1.12] ou: Manorata na mamakia boky: samy mety daholo izay ataonao (écrivez ou lisez: ce que vous choisissez de faire est bon) ~ Samy mamy na ny ray na ny reny ~ Samy mampalahelo na ny mpandany na ny kahihitra
7  [1.8] ou
Mots composés 

Entrée (2/5)17  na
Partie du discours  18  particule [Liste complète]
Explications en malgache  19  [1.1] Heverina ho niavian' ny n' na n- ihany, izay ilazana tompon-javatra, saingy tsy fampiasa intsony ankehitriny afa-tsy:
1) raha milaza vidin-javatra: Vomanga-na volafolo;
2) amin' ny filazana izay olona nikendrena zavatra iray: Trano-na miaramila;
3) amin' ny filazana mpanao asan' ny iharana raha tsy voafaritra io mpanao asa io: Vita-na Malagasy

Entrée (3/5)20  na
Partie du discours  21  particule [Liste complète]
Explications en malgache  22  [1.1] Kianteny atao eo alohan' ny anarana iray, izay enti-manazava anarana hafa voalaza eo aloha: Dia indro Antananarivo na ilay Analamanga fahiny

Entrée (4/5)23  na~
Partie du discours  24  préfixe [Liste complète]
Explications en français  25  [1.3] préfixe comme dans naotra

Entrée (5/5)26  Na    
Partie du discours  27  nom (symbole)
Explications en malgache  28  [3.1] Singa mivaingana, faha-11 amin'ny fisokajiana miherina.
Explications en anglais  29  [3.1] Sodium.
Vocabulaire  30  Chimie
Tableaux et planches  31  Table périodique

Mis à jour le 2024/09/07