|
|
|
|

Entrée1  mpandrafitra (rafitra)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Mpiasa manao ny rafitra (fanamboarana' hazo hatao trano, varavarana, ngorodona) ho antom-pivelomany [1.1]
Explications en anglais  4  a carpenter. [1.2, 1.7]
Explications en français  5  charpentier, menuisier. [1.8]
Exemples  6  mpandrafitra eny an-drenivohitra hono no nividianana azy [2.332#]
7  Tany amin' ilay mpandrafitra aho indray maraina, ka izany no nanatrehako resaka nifanaovany tamin' olona teo. [2.472#]
Mots composés 
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot mpandrafitra
Article  10  Randzavola: mpandrafitra ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  11  mpandrafitra, mpandrifatra

Mis à jour le 2023/01/20