Entrée morana (orana)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Bezanozano, Tanala] Avy orana, manorana: Hajakajak'amin'andro moraña, herisandry very fahatane (Very maina toy ny mihazakazaka amin'ny andro morana) [1.78]
  [Tanosy] Manorana [1.78]
 Misy orana [1.1]
Explications en anglais Rainy [1.2, 1.7]
Explications en français Pluvieux [1.8]
Exemples Mandrahondrahon-tsy morana ny andro. [2.857]
Synonymes mañoraña
Analogues  morandava

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/04/10