Entrée (1/3) | 1 mivovò |
Radical | 2 vovo |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] (alika) mikiakiaka mitady hanaikitra na hampitahotra: mivovò ny mpandalo ity alika ity |
Explications en anglais |
5 [1.7] to bark |
Explications en français |
6 [1.8] aboyer |
Exemples |
7 Ny alika handramatra tsy mivovo. [2.347#72] 8 aza tsy mahavely vava amboa mivovo. [2.285#] 9 Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao. [2.588#] |
Vocabulaire |
10 Son 11 Zoologie: (en général) |
Morphologie |
|
Entrée (2/3) | 15 mivovo |
Radical | 16 vovo |
Partie du discours | 17 verbe actif |
Explications en malgache |
18 [1.1] manao an-kasomparana, mankahala, manao an-dolompo |
Morphologie |
|
Entrée (3/3) | 22 mivovo |
Partie du discours | 23 verbe actif |
Explications en malgache |
24 [1.78] [Taisaka]
mitsikilo, mitily |
Anagrammes | 25 mivovò, mivovo, vovoim |
Mis à jour le 2023/06/13 |