Entrée (1/2) | 1 mivoha |
Radical | 2 voha |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Misokatra, tsy mikatona: Mivoha ny varavarankely ka miditra ny rivotra madio Azo aleha: Efa mivoha ny lalana manhany Toamasina Mangata-dalana tsy ho tonga: Mivoha lava io mpianatra io |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be open, to open |
Explications en français |
6 [1.8] s'ouvrir, être ouvert |
Exemples |
7 Dia nivoha io, nivoha moramora ary nitafitafy. [2.472] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 15 mivohà |
Radical | 16 voha |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif mivoha [Liste complète] |
Explications en malgache |
18 [1.1] |
Explications en français |
19 [1.3] |
Anagrammes | 20 |
Mis à jour le 2025/01/21 |