|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mivandravandra
Radical  2  vandravandra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mijery amin' ny maso midiridiry feno hatezerana: Nivandravandra erý izy nijery ahy niteny azy
Miharihary, miseho tsara: Mivandravandra izao ny ratsy nataonao
Explications en anglais  5  [1.7] to be glassy-eyed; to glare, to look fierce
Explications en français  6  [1.8] avoir le regard menaçant
Exemples  7  nivandravandra ahy izy mianaka. [2.471]
8  Vao nanomboka niteny Ravoahangy, dia nivandravandra ny miaramilam-potaka nijery azy. [2.472]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Entrée (2/2)13  mivandravandrà
Radical  14  vandravandra
Partie du discours  15  impératif du verbe actif mivandravandra [Liste complète]
Explications en malgache  16  [1.1]
Explications en français  17  [1.3]

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21