|
|
|
|

Entrée1  mitso-drano    mitsodrano
Radical  2  tso-drano
Mots élémentaires  3  mitsoka, rano
Partie du discours  4  verbe actif
Explications en malgache  5  [1.1] Mirary, maniry soa ho an' olona: Mitso-drano anao aho, anaka, mahaleova, mahalasàna
Manamasina: Nitso-drano ny trano fiangonana ny mpitandrina ~ Izy no nitso-drano ny mariazinay efa ho herintaona izao
Explications en français  6  [1.3#791] Bénir, faire les adieux à un voyageur, céder
Exemples  7  Nanaiky izy ary nitsodrano [2.356#205]
8  Nitso-drano ireo hitselaram-baratra [2.576#4]
9  Ary ankehitriny dia mitsodrano anareo izahay [2.649#1040]
10  Izany no izy ka hitso-drano ianao tsara, tsy hitso-drano ianao tsy raharaha [2.643#92]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot mitso-drano

Anagrammes  15 

Mis à jour le 2025/01/21