Entrée (1/2) | 1 mitrerona |
Radical | 2 trerona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manao feo (na endrika na fihetsika) mampitahotra, mampivadi-po;mandrahona amin' ny feo: Mifihifihy erý Ikoto kely raha vao mitrerona rainy [1.1] |
Explications en anglais |
5 to snarl [1.7] |
Explications en français |
6 grogner, rugir; gronder [1.8] |
Exemples |
7 hoy izy nitrerona, sady nirefotra ny tehamaina. [2.472] 8 hoy ny fitrenan' ny feon' dRazamany sy Patrice niara-nitrerona... [2.471] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 13 mitreròna |
Radical | 14 trerona |
Partie du discours | 15 impératif du verbe actif mitrerona [Liste complète] |
Explications en malgache |
16 [1.1] |
Explications en français |
17 [1.3] |
Anagrammes | 18 itreronam, mitrerona, mitreròna |
Mis à jour le 2023/01/20 |