|
|
|
|

Entrée1  mitapatapaka ahitra
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] miara-midinidinika momba ny zavatra iray
Explications en anglais  4  [1.7] to discuss something
Explications en français  5  [1.8] discuter, examiner en détail
Exemples  6  [2.298] ka dia miondrika hila hevitra amin' izy rehetra, hiara-kitapatapaka ahitra sy hitoritory ravina.
7  [2.5] Tonga eo amin' ny kihon-dàlan' ny fiainako aho, ka ataoko fa hanan-tsiny amin' ise raha tsy midinidinika sy mitapatapaka ahitra.
Mots élémentaires  8  mitapatapaka, ahitra

Mis à jour le 2024/12/07