Entrée (1/2) | 1 mitahy |
Radical | 2 tahy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.78] [Taisaka]
manampy 5 [1.78] [Tanala] manampy: Aja mañano rañavavy tahi-mitañy ijy ombaña koa ñ'mañenga takoboke (aza manao fafotsibe omba-mitomany ka izy ampiana indray ni mibata vilany) 6 [1.1] Manampy, mamonjy: Nitahy azy marina Andriamanitra tamin' ny fahafahany teo ampelatanan' ny fahavalo |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 12 mitahy |
Radical | 13 tahy |
Partie du discours | 14 verbe actif |
Explications en anglais |
15 [1.7] to bless |
Explications en français |
16 [1.8] bénir |
Mots composés |
|
Anagrammes | 19 |
Mis à jour le 2025/01/21 |