Entrée (1/2) | 1 misava |
Radical | 2 sava |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mitady, mikaroka: Misava ilay gadralava nandositra ny polisy 5 Mijery, mitsirika, mizaha fatratra: Misava ny trano misy ankizy mararin' ny donika ny mpikarakara ny toe-pahasalamana 6 Mijery izay tsy manana: Misy polisy misava karatra ao 7 Manala izay manentsina, na manelingelina: Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana 8 Manadihady, mamototra: Tia ny misava ny fotojavatra izy rehefa mianatra [1.1] |
Explications en anglais |
9 to clear up, to disperse; to inspect something in detail [1.7] |
Explications en français |
10 dégager, disperser, dissiper; se dissiper; fouiller, faire des perquisitions [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 18 misavà |
Radical | 19 sava |
Partie du discours | 20 impératif du verbe actif misava [Liste complète] |
Explications en malgache |
21 [1.1] |
Explications en français |
22 [1.3] |
Anagrammes | 23 asivam, isavam, misava, misavà, mivasa |
Mis à jour le 2023/06/05 |