Entrée (1/2) | 1 misahirana |
Radical | 2 sahirana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manao asa mamizana, manasatra: Aza misahirana manao sakafo ho ahy ianareo fa efa nihinana aho talohan' ny hivoahako 5 Miahiahy be, very hevitra: Misahirana izaitsizy mba hanao trano [1.1] |
Explications en anglais |
6 to go to some trouble [1.7] |
Explications en français |
7 se donner de la peine [1.8] |
Exemples |
8 Fantatro fa mavesatra izany, nefa ny manao zavatra tsy vita foana ary ny te hanana tsy maintsy misahirana. [2.472] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 13 misahiràna |
Radical | 14 sahirana |
Partie du discours | 15 impératif du verbe actif misahirana [Liste complète] |
Explications en malgache |
16 [1.1] |
Explications en français |
17 [1.3] |
Anagrammes | 18 hira masina, isahiranam, misahiràna, misahirana |
Mis à jour le 2023/01/20 |