|
|
|
|

Entrée1  miroky
Radical  2  roky
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Tsy miteny mahitsy, tsy manonona tsara [1.1]
Explications en anglais  5  to speak a dialect [1.7]
Explications en français  6  parler dialecte, patois [1.8]
Exemples  7  Basivava tsy mahay mikabary Marovatana
be tany tsy misy vokatra Avaradrano
mirebareba tsy misalaka landy Ambodirano
mirijarija tsy mihaingo Vakinisisaony
be kibo tsy manavy Vonizongo
be ohabolana miroky Vakinankaratra
fa ny Voromahery ihany no lohany
[2.131]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Anagrammes  12  ikorim, miroky, moriky

Mis à jour le 2023/01/20