|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mirodana
Radical  2  rodana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mianjera ambony ambany, mikoa, mihotsaka: Nirodana ny tambohonay azon' ny ranonorana nijojo tsy an-kijanona
5  Rava: Nirodana ny fanantenana
6  Mianjera, mivarina: Tao ankady avara-trano no nirodana ny mpangalatra [1.1]
Explications en anglais  7  to fall down, as a wall [1.7]
Explications en français  8  s'écrouler, s'ébouler [1.8]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Entrée (2/2)13  mirodàna
Radical  14  rodana
Partie du discours  15  impératif du verbe actif mirodana [Liste complète]
Explications en malgache  16  [1.1]

Anagrammes  17  amindrao, amindroa, anodiram, idaronam, irodanam, maidrano, manodira, marodina, midaròna, midarona, mirodàna, mirodana, niradoam

Mis à jour le 2023/01/20