Entrée (1/3) | 1 miroborobo |
Radical | 2 roborobo |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en anglais |
4 [1.2] to flame, to blaze |
Explications en français |
5 [1.3] bien flamber |
Exemples |
6 Afo miroborobo no faditra sy taikodinato sy vonitsongosongo; [2.48] 7 Ary injany, any ho any, afo miroborobo toa harendrina hanakatra ny lanitra ery am-pita andrefan' ny rano, no nandefa hazavana hatreny amoron-dranomasina. [2.5] |
Morphologie |
|
Entrée (2/3) | 11 miroborobo |
Radical | 12 roborobo |
Partie du discours | 13 verbe actif |
Explications en anglais |
14 [1.2] to rejoice |
Explications en français |
15 [1.3] se réjouir ensemble, participer à l'allégresse commune |
Morphologie |
|
Entrée (3/3) | 19 miroborobo |
Radical | 20 roborobo |
Partie du discours | 21 verbe actif |
Explications en français |
22 [1.5] qui pousse bien, florissant, prospère, en plein essor, bien développé |
Exemples |
23 Efa ho herinandro vitsivitsy izay, tsikaritra fa miroborobo fatratra ny fanentanana sy ny fihetsehana goavana ataon’ny mpanao politika sasany. [4.27] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 27 miroborobo, roboroboim |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |