|
|
|
|

Entrée (1/3)1  miraparapa
Radical  2  raparapa
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.78] [Bara] mipelipelika tsy misy filaminana
5  [1.1] Mandeha na mamindra tsy mahita izay hodiavina ka mitsapatsapa; mandeha amin' ny maizina: Maty tampoka ny jiro ka niraparapa eran' ny trano aho
Mandeha-mizotra fotsiny amim-pahamaikana ka tsy mihevitra izay ho vokany, mandeha anjamba mitotototo, manao zavatra tsy voakendry: Niraparapa tany amiko izy taorian' ny nahavoazan-janany
Explications en anglais  6  [1.2] to grope for or at things in the dark; to stagger as one groping about.
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Analogues  11  mitsapatsapa, mipapapapa, miapanapana, mipampana, mipempena

Entrée (2/3)12  miraparapa
Partie du discours  13  verbe actif
Explications en malgache  14  [1.78] [Sihanaka] dodona dia dodona

Entrée (3/3)15  miraparapà
Radical  16  raparapa
Partie du discours  17  impératif du verbe actif miraparapa [Liste complète]
Explications en anglais  18  [1.2]

Anagrammes  19 

Mis à jour le 2025/01/21