Entrée (1/2) | 1 miova |
Radical | 2 ova |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Misolo ho hafa, manjary hala: Niova tokoa izy! Izy ilay mpisotro toaka taloha iny tonga olona mato-piainana ankehitriny 5 Manolo amin' ny hafa: Niova lalana izy ireo nony nandre izany 6 Tonga, lasa: Miova ho orana ny rahona rehefa sendra toerana mangatsiaka 7 Miofo: Miova ho sahona ny tsiboboka [1.1] |
Explications en anglais |
8 to change [1.7] |
Explications en français |
9 changer [1.8, 1.13] 10 se changer [1.8] 11 changé [1.13] |
Exemples |
12 miova tsy ny fisahosahon'ny andiam-balala mandalo ny jirika nandalo eran'ny tampon-tanety. [2.324] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 21 miovà |
Radical | 22 ova |
Partie du discours | 23 impératif du verbe actif miova |
Explications en malgache |
24 [1.1] |
Explications en français |
25 [1.3] |
Tableaux et planches |
26 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 27 mavio, miavo, miova, miovà, mivoa-, mavio, miavo, miova, miovà, mivoa- |
Mis à jour le 2023/08/15 |