Entrée (1/2) | 1 miondana |
Radical | 2 ondana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manana ondana: Matory tsy miondana 5 Mampiasa ho ondana: Miondam-bato [1.1] |
Explications en anglais |
6 to have a pillow under the head. [1.2] 7 to pillow one's head on [1.7] |
Explications en français |
8 mettre la tête sur un oreiller [1.8] |
Exemples |
9 Tsy nijanonjanona izy, fa lasa niaraka tamin'izay, ka nahita an'Ilaizo miondana eo amin'Ilaimanga, mba efa mahahiratra ny masony. [2.324] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 17 miondàna |
Radical | 18 ondana |
Partie du discours | 19 impératif du verbe actif miondana [Liste complète] |
Explications en malgache |
20 [1.1] |
Explications en français |
21 [1.3] |
Anagrammes | 22 amandino, andamino, andomany, anodinam, anominda, iondanam, manadino, mandaoñy, manindao, manodina, manodìna, mañodina, manondia, miondàna, miondana, namodian, nanodiam, nodainam |
Mis à jour le 2023/06/14 |