Entrée | 1 miolakolaka (olakolaka) |
Partie du discours | 2 verbe actif ou adjectif |
Explications en malgache |
3 tsy mahitsy [1.13] |
Explications en anglais |
4 miolaka [1.2] 5 to meander; to speak ambiguously or evasively [1.7] |
Explications en français |
6 être sinueux; se détourner; être ambigu [1.8] 7 en courbe [1.13] |
Exemples |
8 miolakolaka manaraka ny fefiloha natao ho azy kosa Ikopa. [2.470] 9 Mitahiry ao an-tsainy ny filazan'ny olo-malaza izy, ary mahatakatra ny oha-teny miolakolaka. [2.996] |
Morphologie |
|
Synonymes | 13 miolaka |
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot miolakolaka |
Anagrammes | 15 mialokaloka, miolakolaka |
Mis à jour le 2023/01/20 |