|
|
|
|

Entrée1  milona
Radical  2  lona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mijanona maharitra ao anaty rano: Rahatiana hadio tsara ny lambanao, avelao hilona ao anaty rano vao sasana
5  Mandro amin' ny rano voalaza ho manan-kasina hahasitrana: Lasa nilona amin' ny ranomafana any Antsirabe izy
6  Mijanona ela loatra: Nilona ela loatra tao an-trano ny entam-barotra ka saiky simba tao daholo [1.1]
Explications en anglais  7  to be soaked, to be steeped [1.7]
Explications en français  8  être trempé, mis à tremper [1.8]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot milona

Anagrammes  14  lamino, manilo, milaño, milona

Mis à jour le 2023/01/20