|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mikorisa
Radical  2 korisa
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mibolisatra: Nikorisa tamin' ny hoditr' akondro izy
9 Mandeha midina nefa tsy mamindrafindra ny tongotra akory fa mamela ny tena hisosa fotsiny amin' izao: Nikorisa tamin' ny ravin' akondro izy hatrery ambany erý [1.1]
Explications en anglais  10 to slide along [1.7]
Explications en français  11 glisser [1.8]

Entrée (2/2) 12  mikorisà
Radical  13 korisa
Partie du discours  14  impératif du verbe actif mikorisa [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  mikorisà, mikorisa, 15 misariko, 16 misaroky, 17 misokira, 18 sarimoky

Mis à jour le 2026/08/19