| Entrée (1/2) | 1 mikombona |
| Radical | 2 kombona |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Tsy misokatra: Nikombona ny vavan' ity zaza ity ka tsy hita izay hampidirana ny fanafody
9 Tampina: Efa mikombona ny vava fery ka tsy ela dia ho sitrana 10 Tsy mivelatra, mihorona: Mikombona isan' alina ny felan' ity voninkazo ity [1.1] |
| Explications en anglais |
11 to close together, as the lips or the sides of a wound, etc
[1.7] |
| Explications en français |
12 se resserrer, se fermer, être fermé: Mikombona isan-kariva ny ravin’ io zava-maniry io (Les feuilles de cette plante se ferment tous les soirs) ~ Efa nikombona ny fery (a plaie s'est fermée)
[1.3#350] 13 se fermer, commes les lèvres, une blessure, etc [1.8] 14 se refermer le soir comme le font de nombreuses fleurs et feuilles, et surtout de se refermer rapidement sous l'effet d'un choc, comme les feuilles de la sensitive. [1.196] |
| Exemples |
15 Ny ifandraisan' izy roa ireo dia ny fahafahana misokatra sy mikombona.
[1.519#]
16 Ny fananana atolotra amin' ny vava mikombona, dia toy ny fanatitra fihinana, apetraka eo ambony fasana. [2.996#] |
| Combinaisons | 17 2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mikombona |
| Entrée (2/2) | 18 mikombòna |
| Radical | 19 kombona |
| Partie du discours | 20 impératif du verbe actif mikombona [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
[1.3] |
| Anagrammes | mikombona, mikombòna |
| Mis à jour le 2026/08/14 |
|