Entrée (1/2) | 1 mikombona |
Radical | 2 kombona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tsy misokatra: Nikombona ny vavan' ity zaza ity ka tsy hita izay hampidirana ny fanafody Tampina: Efa mikombona ny vava fery ka tsy ela dia ho sitrana Tsy mivelatra, mihorona: Mikombona isan' alina ny felan' ity voninkazo ity |
Explications en anglais |
5 [1.7] to close together, as the lips or the sides of a wound, etc |
Explications en français |
6 [1.3#350] se resserrer, se fermer, être fermé: Mikombona isan-kariva ny ravin’ io zava-maniry io (Les feuilles de cette plante se ferment tous les soirs) ~ Efa nikombona ny fery (a plaie s'est fermée) 7 [1.8] se fermer, commes les lèvres, une blessure, etc 8 [1.196] se refermer le soir comme le font de nombreuses fleurs et feuilles, et surtout de se refermer rapidement sous l'effet d'un choc, comme les feuilles de la sensitive. |
Exemples |
9 Ny ifandraisan' izy roa ireo dia ny fahafahana misokatra sy mikombona. [1.519#] 10 Ny fananana atolotra amin' ny vava mikombona, dia toy ny fanatitra fihinana, apetraka eo ambony fasana. [2.996#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 17 mikombòna |
Radical | 18 kombona |
Partie du discours | 19 impératif du verbe actif mikombona [Liste complète] |
Explications en malgache |
20 [1.1] |
Explications en français |
21 [1.3] |
Anagrammes | 22 |
Mis à jour le 2025/01/21 |