Entrée | 1 mikoa |
Radical | 2 koa |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mianjera mikororosy eo an-toerana: Mikoa ny ampiantany 5 Midaboka rehefa avy miendaka: Mikoa ny lalotra ka soloy. [1.1] |
Explications en anglais |
6 to cave in, to fall off in pieces [1.7] |
Explications en français |
7 S’ébouler, tomber par plaques, par pièces: Nikoa ny fefiloha (La digue s’est éboulée) ~ Mikoa miendaka ny lalotra (Le crépissage tombe par plaques) [1.3#343] 8 s'ébouler, s'écrouler; tomber par pans ou par plaques [1.8] |
Exemples |
9 Ny rindrina dia tombon-tany efa mikoa. [2.499#] 10 Fa vato kely an-dava-drindrina ihavanao, Ary tany mena mikoa isakaizanareo; [1.437#] |
Morphologie |
|
Analogues | 14 mihetsaka, miletsy |
Mots composés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot mikoa |
Anagrammes | 17 amiko, kamiô, kamoi, kamoy, makio, miako, mikoa, moaky |
Mis à jour le 2023/10/26 |