|
|
|
|

Entrée1  mijaly
Radical  2  jaly
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Miaritra zavatra maharary mihatra aman' aina na zava-tsarotra manahirana: Mijaly mafy izy amin' io aretiny io
Miandry mafy: Nijaly mihitsy aho ambara-pahatonganao
Explications en anglais  5  [1.7] to suffer
Explications en français  6  [1.8] souffrir
Exemples  7  Na dia mifonoka sy mijaly amin' ny aretina ao anaty lamba aza Rasoa, dia reny tsara ny tenin-janany. [2.470]
8  Ny ankabeazan' ny olona amin' izany toerana voalazako izany no anisan' ny mijaly amin' ny fitondran-janatany. [2.472]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Analogues  13  miaritra ny mafy mahatsiaro mangirifiry, mitondra ny mafy, mitondra ny tsy eran' ny aina, mitondra ny maizina, mitondra kitra, mitondra rofy, miritra aina, miferinaina, mitoloko, mifia-dranomaso, sendra ny mangidy tsy telina, voan' ny aza manody, fadiranovana
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot mijaly

Mis à jour le 2024/12/11