Entrée (1/2) | 1 mihorona |
Radical | 2 horona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mihodina mivoromborona: Efa mihorona ny tady Miforitra: Mihorona ny tsihy Miketrona sy mifandrirotra: Mihorona ny hodi-doha |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be in a roll, to be rolled up |
Explications en français |
6 [1.8] être enroulé, qu'on roule |
Exemples |
7 Na ny omby aza no karavasiana, hita fa mifihifihy, taitra ary mihorona ny hodiny nandalovan' ilay dian-karavasy. [2.472] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 15 mihoròna |
Radical | 16 horona |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif mihorona [Liste complète] |
Explications en malgache |
18 [1.1] |
Explications en français |
19 [1.3] |
Anagrammes | 20 |
Mis à jour le 2025/01/21 |