|
|
|
|

Entrée1  mihofokofoka
Radical  2  hofokofoka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mihetsiketsika: Kaikerin' ny parasy Ibalita kely ka mihofokofoka foana ao am-pandriana
Manetsiketsika ny tena mba hihintsanan' ny rano na vovoka amin' ny tena: Mihofokofoka ny akoho rehefa avy mihosina ao anaty vovoka
Mihetsiketsika mafy mba hialana amin' ny fangejana na fatorana mahazo ny tena: Nihofokofoka tao an-tanako ilay voronkely
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Analogues  9  mikofokofoka, mitsikofokofoka

Mis à jour le 2024/12/11