|
|
|
|

Entrée1  mihiaka
Radical  2  hiaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manao feo mirehareha sy matoky hery, mihaika, mihantsy ady: Nihiaka Rakoto teo ambony lampihazo niandry izay sahy hifanandrina aminy
Mibaiko amin' ny feo tokana, mafy sy maranitra: Nisy feo nihiaka tany anaty ala tany, dia indreny nisy lehilahy ampolony maro nivoaka ny kirihitra
Explications en anglais  5  [1.7] to shout defiance; to shout
Explications en français  6  [1.8] pousser des cris, prononcer des paroles de défi
Exemples  7  niantsamboatra sy nihiaka tokana Rasoa nitairan' izy rehetra ho safotra. [2.470]
8  Ary ialahy, hoy izy nihiaka ohatra ny nihetsehan-tromba tampoka, toa mbola mitahiry zava-maranitra ihany? [2.472]
9  hoy Railovy somary nihiaka tamin' ny hagagany, ka nanatona azy avokoa ny voronkely indray nialoka taminy. [2.5]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot mihiaka

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21