|
|
|
|

Entrée1  miherina
Radical  2  herina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [miheriña] miverina [Sihanaka] [1.78]
5  Miverina amin' ny toerana nialana, niaingana (fiteny indrindra amin' ny andro, volana, taona): Rehefa miherina ny taona [1.1]
Explications en anglais  6  to come around again at a certain time [1.7]
Explications en français  7  revenir à une période déterminée [1.8]
Exemples  8  Raha main' ny hetaheta mafy, hono, ity Betsileolahy iray vahiny tao an-tanàna, dia niherina tamin' ny fisotroana ranondresy. [2.470]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot miherina

Anagrammes  18  miharine, miherina

Mis à jour le 2023/08/11