|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mihena
Radical  2  hena
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mihakely, mifintina: Mihena ny hazo rehefa maina
Mihavitsy: Mihena ny mponina amin' ity tanàna ity
Mihafohy: Mihena ny andro amin' ny ririnina
Midina, mitambotsotra: Mihena ny vidin' ny kafe
Misintona: Efa mihena ny rano ka ho afaka handeha isika
Mihalany: Mihena ny volana
Explications en anglais  5  [1.2] to lessen, to shrink, to diminish, to decrease, to reduce, to assuage.
6  [1.7] to diminish, to become less
Explications en français  7  [1.8] diminuer, décroître
Exemples  8  Dia mahia ny marary, mihena ny bonibony; [2.48]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)15  mihenà
Radical  16  hena
Partie du discours  17  impératif du verbe actif mihena [Liste complète]
Explications en malgache  18  [1.1]
Explications en français  19  [1.3]

Anagrammes  20 

Mis à jour le 2025/01/21