|
|
|
|

Entrée 1  mihazo
Radical  2 hazo
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mandalo toerana iray: Nihazo taty izy omaly
8 Manohy ny dia amin' ny lalana hafa: Nihazo tamin' irý lala-mihoatra irý izy fa tsy nanaraka ny arabe akory [1.1]
Explications en anglais  9 to pass by way of [1.7]
Explications en français  10 passer par [1.8]
Exemples  11  Rasoa moa nihazo ny magazay ambadiky ny tsena, Ravokatra kosa, namakivaky ny fihaohaon' ny vahoaka. [2.470#108]
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  mihazo, 13 mizaho

Mis à jour le 2026/04/21