Entrée (1/2) | 1 mihaza |
Radical | 2 haza |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mandeha mitady, misambotra, manjono, misaka, miremby, mitoha: Lasa nihaza akanga ry zareo ~ Nihaza orana izahay nefa tsy nahazo na iray aza [1.1] |
Explications en anglais |
5 to hunt, to chase. [1.2] 6 to go hunting; to search for [1.7] |
Explications en français |
7 aller à la chasse [1.8] |
Exemples |
8 ireny no mpiara-mihaza amiko na mpiara-manjono rahefa tonga ny tonon-taona fanaovana izany. [2.471] |
Morphologie |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot mihaza |
Entrée (2/2) | 14 mihazà |
Radical | 15 haza |
Partie du discours | 16 impératif du verbe actif mihaza [Liste complète] |
Explications en malgache |
17 [1.1] |
Explications en français |
18 [1.3] |
Anagrammes | 19 hazaim, ihazam, izaham, mihaza, mihazà, mizaha |
Mis à jour le 2023/01/20 |