Entrée (1/2) | 1 mihatra |
Radical | 2 hatra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Tonga hatrany amin' ny...: Efa mihatra hatramin' ny rihana ambony ny afo 5 Tongamipaka amin' ny: Mihatra amin' ny lehibe ny fitarainanao 6 Mikasika, miantefa (amy): Mihatra aminareo mpianatra indrindra ny teniko 7 Miantraika, mianjera: Mihatra amin' ny fianakaviana manontolo ny heloka vitan' ny olona iray ao anatiny [1.1] |
Explications en anglais |
8 to reach to, to come to. [1.2] 9 to happen to; to reach to [1.7] |
Explications en français |
10 arriver à quelqu'un; s'appliquer à; atteindre [1.8] |
Exemples |
11 Tsy maintsy mihatra aminy izany. [2.499#] 12 Fitsipika roa mbola tsy mihatra ireo ankehitriny. [1.369#] 13 Nolazainy daholo ny zavatra rehetra nihatra taminy. [2.324] 14 Nony re tao an-tanàna ny nihatra taminay, dia tonga daholo ny havanay. [2.472] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 20 mihatra |
Partie du discours | 21 verbe actif |
Explications en malgache |
22 manasitrana [Tanosy]
[1.78] |
Anagrammes | 23 hamitra, hatramy, hitaram, itraham, mihatra, mitraha |
Mis à jour le 2023/01/20 |