Entrée (1/2) | 1 mihandrona |
Radical | 2 handrona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mijanona tsy mivoaka fa mitoby fotsiny, monina: Mihandrona eto an-tokotany ny rano Mipetraka tsy miteraka, tsy mitombo: Loza fa vola dimy alina ny ahy no mihandrona amin' ity raharaha ity Matoritory, tsy maty tsy velona: Mihandrona ny varotra amin' izao fotoana izao |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be stagnant, to be motionless |
Explications en français |
6 [1.8] être stagnant, rester là longtemps |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 12 mihandròna |
Radical | 13 handrona |
Partie du discours | 14 impératif du verbe actif mihandrona [Liste complète] |
Explications en malgache |
15 [1.1] |
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |