|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mihamina
Radical  2  hamina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihamina erỳ izy eny ambony filanjana
(zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Synonymes  9  mihaminkamina

Entrée (2/2)10  mihamìna
Radical  11  hamina
Partie du discours  12  impératif du verbe actif mihamina [Liste complète]
Explications en malgache  13  [1.1]
Explications en français  14  [1.3]
Synonymes  15  mihaminkamìna

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21