Entrée (1/2) | 1 mihaminkamina |
Radical | 2 haminkamina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihaminkamina erý izy eny ambony filanjana 5 (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara [1.1] |
Explications en anglais |
6 to behave well, to conduct one's self with propriety, to sit demurely or quietly, to eat with care and self-respect. [1.2] |
Exemples |
7 Noho izany dia nahatsikaiky azy ireo ihany ny mahita ireto mpivady antitra mihaminkamina toa mpivady vao. [2.470] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 12 mihaminkamìna |
Radical | 13 haminkamina |
Partie du discours | 14 impératif du verbe actif mihaminkamina |
Explications en malgache |
15 [1.1] |
Explications en français |
16 [1.3] |
Tableaux et planches |
17 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 18 mihaminkamina, mihaminkamìna, mihaminkamina, mihaminkamìna |
Mis à jour le 2022/09/05 |